plt_tn/deu/30/04.md

362 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Raha misy iray amin'ireo olonao natao sesitany any amin'ny toerana lavitra indrindra

"na dia ireo olonao natao sesitany izay any amin'ireo toerana lavitra indrindra aza"

ambanin'ny lanitra

"eto an-tany"