plt_tn/deu/29/05.md

353 B

nitondrako anareo

Yaveh dia miresaka amin'ireo vahoakan'Israely.

efapolo taona

"40 taona"

teo an-tongotrao ny kapanao

Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

zava-pisotro mahamamo hafa

Zava-pisotro mahamamo mety vita tamin'ny voa nalona. Tsy toaka mitsika ireo.