plt_tn/deu/29/05.md

16 lines
353 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nitondrako anareo
Yaveh dia miresaka amin'ireo vahoakan'Israely.
# efapolo taona
"40 taona"
# teo an-tongotrao ny kapanao
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# zava-pisotro mahamamo hafa
Zava-pisotro mahamamo mety vita tamin'ny voa nalona. Tsy toaka mitsika ireo.