# nitondrako anareo Yaveh dia miresaka amin'ireo vahoakan'Israely. # efapolo taona "40 taona" # teo an-tongotrao ny kapanao Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # zava-pisotro mahamamo hafa Zava-pisotro mahamamo mety vita tamin'ny voa nalona. Tsy toaka mitsika ireo.