plt_tn/deu/26/10.md

606 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy milaza amin'ireo Israelita izay tokony ho lazain'izy ireo rehefa mitondra ny voaloham-bokany any amin'i Yaveh izy ireo. Izy dia miresaka amin'izy ireo toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.

Tsy maintsy hapetrakao eo ambany izany

"Tsy maintsy hapetrakao eo ambany ilay harona"

ary ianao dia tsy maintsy miravoravo amin'izay zava-tsoa rehetra nataon'i Yaveh Andriamanitrao taminao

"ianao dia tsy maintsy miravoravo sy feno fankasitrahana amin'ny zavatra rehetra izay nataon'i Yaveh Andriamanitrao ho anao"