plt_tn/deu/26/10.md

12 lines
606 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy milaza amin'ireo Israelita izay tokony ho lazain'izy ireo rehefa mitondra ny voaloham-bokany any amin'i Yaveh izy ireo. Izy dia miresaka amin'izy ireo toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
# Tsy maintsy hapetrakao eo ambany izany
"Tsy maintsy hapetrakao eo ambany ilay harona"
# ary ianao dia tsy maintsy miravoravo amin'izay zava-tsoa rehetra nataon'i Yaveh Andriamanitrao taminao
"ianao dia tsy maintsy miravoravo sy feno fankasitrahana amin'ny zavatra rehetra izay nataon'i Yaveh Andriamanitrao ho anao"