# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy milaza amin'ireo Israelita izay tokony ho lazain'izy ireo rehefa mitondra ny voaloham-bokany any amin'i Yaveh izy ireo. Izy dia miresaka amin'izy ireo toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto. # Tsy maintsy hapetrakao eo ambany izany "Tsy maintsy hapetrakao eo ambany ilay harona" # ary ianao dia tsy maintsy miravoravo amin'izay zava-tsoa rehetra nataon'i Yaveh Andriamanitrao taminao "ianao dia tsy maintsy miravoravo sy feno fankasitrahana amin'ny zavatra rehetra izay nataon'i Yaveh Andriamanitrao ho anao"