plt_tn/deu/24/21.md

16 lines
541 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# ho an'ny vahiny, ho an'ny kamboty, ary ho an'ny mpitondratena
"ny voaloboka izay tsy otazanao dia ho an'ny vahiny, ny kamboty, ary ny mpitondratena mba hotazana."
# ho an'ny vahiny, ho an'ny kamboty, ary ho an'ny mpitondratena
Ireo dia maneho vondron'olona. DH: "ho an'ireo vahiny, ho an'ireo izay kamboty, na ho an'ireo mpitondratena"
# tsarovy
Fomba fiteny ity. DH: "tadidio"