plt_tn/deu/24/21.md

541 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

ho an'ny vahiny, ho an'ny kamboty, ary ho an'ny mpitondratena

"ny voaloboka izay tsy otazanao dia ho an'ny vahiny, ny kamboty, ary ny mpitondratena mba hotazana."

ho an'ny vahiny, ho an'ny kamboty, ary ho an'ny mpitondratena

Ireo dia maneho vondron'olona. DH: "ho an'ireo vahiny, ho an'ireo izay kamboty, na ho an'ireo mpitondratena"

tsarovy

Fomba fiteny ity. DH: "tadidio"