# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # ho an'ny vahiny, ho an'ny kamboty, ary ho an'ny mpitondratena "ny voaloboka izay tsy otazanao dia ho an'ny vahiny, ny kamboty, ary ny mpitondratena mba hotazana." # ho an'ny vahiny, ho an'ny kamboty, ary ho an'ny mpitondratena Ireo dia maneho vondron'olona. DH: "ho an'ireo vahiny, ho an'ireo izay kamboty, na ho an'ireo mpitondratena" # tsarovy Fomba fiteny ity. DH: "tadidio"