plt_tn/deu/23/24.md

28 lines
932 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
# dia mety hihinana voaloboka maro araka izay irinao
"dia hankafy ny fihinanana voaloboka mandra-pahavokinao"
# fa aza manisy ao anaty haronao
Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "fa aza manisy voaloboka ao anaty haronao mba ho entina hanaraka anao"
# Rehefa mandeha mankany amin'ny tanimbarin'ny mpiara-belona aminao ianao
"rehefa mandeha mankany amin'ny sahan'ny mpiara-belona aminao izay misy voa maniry"
# mety hioty salohim-bary amin'ny tananao
"dia mety hihinana ireo voam-bary amin'ny tananao"
# fa aza ametrahana antsy fijinjàna ny salohim-barin'ny mpiara-belona aminao
"fa aza jinjaina sy entina miaraka aminao ny vary masakin'ny mpiara-belona aminao"
# antsy fijinjàna
fitaovana maranitra izay ampiasain'ny mpamboly mba hijinjàna vary