# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto. # dia mety hihinana voaloboka maro araka izay irinao "dia hankafy ny fihinanana voaloboka mandra-pahavokinao" # fa aza manisy ao anaty haronao Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "fa aza manisy voaloboka ao anaty haronao mba ho entina hanaraka anao" # Rehefa mandeha mankany amin'ny tanimbarin'ny mpiara-belona aminao ianao "rehefa mandeha mankany amin'ny sahan'ny mpiara-belona aminao izay misy voa maniry" # mety hioty salohim-bary amin'ny tananao "dia mety hihinana ireo voam-bary amin'ny tananao" # fa aza ametrahana antsy fijinjàna ny salohim-barin'ny mpiara-belona aminao "fa aza jinjaina sy entina miaraka aminao ny vary masakin'ny mpiara-belona aminao" # antsy fijinjàna fitaovana maranitra izay ampiasain'ny mpamboly mba hijinjàna vary