plt_tn/deu/23/15.md

450 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.

Ny andevo izay nitsoaka avy any amin'ny tompony

Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "ny andevo avy any amin'ny firenena hafa izay nitsoaka avy any amin'ny tompony ka tonga ao Israely"

Avelao izy hipetraka hiaraka aminao

"Avelao ilay andevo hiaina eo amin'ny vahoakanao"