plt_tn/deu/23/15.md

12 lines
450 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
# Ny andevo izay nitsoaka avy any amin'ny tompony
Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "ny andevo avy any amin'ny firenena hafa izay nitsoaka avy any amin'ny tompony ka tonga ao Israely"
# Avelao izy hipetraka hiaraka aminao
"Avelao ilay andevo hiaina eo amin'ny vahoakanao"