# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto. # Ny andevo izay nitsoaka avy any amin'ny tompony Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "ny andevo avy any amin'ny firenena hafa izay nitsoaka avy any amin'ny tompony ka tonga ao Israely" # Avelao izy hipetraka hiaraka aminao "Avelao ilay andevo hiaina eo amin'ny vahoakanao"