plt_tn/deu/22/20.md

781 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Fa raha marina izany zavatra izany

"fa raha marina izany" na "fa raha marina ny lazain'ilay lehilahy"

fa ilay porofo maha-virijiny dia tsy hita tao amin'ilay vehivavy

DH: "fa tsy nahita porofo ilay lehilahy fa virijiny ilay vehivavy"

ilay porofo maha-virijiny

DH: "zavatra izay manaporofo fa virijiny ilay vehivavy"

dia tsy maintsy hitondra an'ilay vehivavy izy ireo

"dia tsy maintsy hitondra an'ilay vehivavy ireo loholona"

hitora-bato azy ho faty

"hanipy vato any aminy mandra-pahafaty azy"

hanala ny ratsy ianareo

DH: "tsy maintsy esorinareo eo amin'ireo Israelita ilay olona izay nanao izany zavatra ratsy izany" na "tsy maintsy vonoinareo izany olon-dratsy izany"