plt_tn/deu/22/20.md

28 lines
781 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Fa raha marina izany zavatra izany
"fa raha marina izany" na "fa raha marina ny lazain'ilay lehilahy"
# fa ilay porofo maha-virijiny dia tsy hita tao amin'ilay vehivavy
DH: "fa tsy nahita porofo ilay lehilahy fa virijiny ilay vehivavy"
# ilay porofo maha-virijiny
DH: "zavatra izay manaporofo fa virijiny ilay vehivavy"
# dia tsy maintsy hitondra an'ilay vehivavy izy ireo
"dia tsy maintsy hitondra an'ilay vehivavy ireo loholona"
# hitora-bato azy ho faty
"hanipy vato any aminy mandra-pahafaty azy"
# hanala ny ratsy ianareo
DH: "tsy maintsy esorinareo eo amin'ireo Israelita ilay olona izay nanao izany zavatra ratsy izany" na "tsy maintsy vonoinareo izany olon-dratsy izany"