# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Fa raha marina izany zavatra izany "fa raha marina izany" na "fa raha marina ny lazain'ilay lehilahy" # fa ilay porofo maha-virijiny dia tsy hita tao amin'ilay vehivavy DH: "fa tsy nahita porofo ilay lehilahy fa virijiny ilay vehivavy" # ilay porofo maha-virijiny DH: "zavatra izay manaporofo fa virijiny ilay vehivavy" # dia tsy maintsy hitondra an'ilay vehivavy izy ireo "dia tsy maintsy hitondra an'ilay vehivavy ireo loholona" # hitora-bato azy ho faty "hanipy vato any aminy mandra-pahafaty azy" # hanala ny ratsy ianareo DH: "tsy maintsy esorinareo eo amin'ireo Israelita ilay olona izay nanao izany zavatra ratsy izany" na "tsy maintsy vonoinareo izany olon-dratsy izany"