plt_tn/deu/22/01.md

24 lines
703 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# mandeha amin'ny lalan-diso
"manalavitra ny tompony"
# manafina ny tenanao amin'ireo
Fomba fiteny ity. DH: "manao toy ny hoe tsy mahita azy ireo ianao" na "miala tsy manao na inona na inona"
# Raha tsy akaiky anao ireo Israelita namanao
"raha mipetraka lavitra anao ireo Israelita namanao"
# na raha tsy mahafantatra azy ianao
"na raha tsy mahafantatra izay tompon'ilay biby ianao"
# ary tsy maintsy miaraka aminao izany mandra-pitadiavany azy
"ary tsy maintsy hazoninao miaraka aminao ilay biby mandra-pahatongan'ilay tompony hitady izany"