# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # mandeha amin'ny lalan-diso "manalavitra ny tompony" # manafina ny tenanao amin'ireo Fomba fiteny ity. DH: "manao toy ny hoe tsy mahita azy ireo ianao" na "miala tsy manao na inona na inona" # Raha tsy akaiky anao ireo Israelita namanao "raha mipetraka lavitra anao ireo Israelita namanao" # na raha tsy mahafantatra azy ianao "na raha tsy mahafantatra izay tompon'ilay biby ianao" # ary tsy maintsy miaraka aminao izany mandra-pitadiavany azy "ary tsy maintsy hazoninao miaraka aminao ilay biby mandra-pahatongan'ilay tompony hitady izany"