plt_tn/deu/22/01.md

703 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

mandeha amin'ny lalan-diso

"manalavitra ny tompony"

manafina ny tenanao amin'ireo

Fomba fiteny ity. DH: "manao toy ny hoe tsy mahita azy ireo ianao" na "miala tsy manao na inona na inona"

Raha tsy akaiky anao ireo Israelita namanao

"raha mipetraka lavitra anao ireo Israelita namanao"

na raha tsy mahafantatra azy ianao

"na raha tsy mahafantatra izay tompon'ilay biby ianao"

ary tsy maintsy miaraka aminao izany mandra-pitadiavany azy

"ary tsy maintsy hazoninao miaraka aminao ilay biby mandra-pahatongan'ilay tompony hitady izany"