plt_tn/deu/18/15.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Hanangana mpaminany avy aminareo ho anareo i Yaveh Andriamanitrareo

Yaveh manendry olona iray ho mpaminany dia resahina toy ny hoe hanangana na hanandratra ilay olona Yaveh.

iray amin'ireo rahalahinareo

"iray amin'ireo Israelita namanareo"

Izany no nangatahinareo

Ny hoe "ianareo" eto dia maneho ireo Israelita tany amin'ny Tendrombohitra Horeba tamin'ny 40 taona lasa.

tany Horeba tamin'ny andron'ny fiangonana

"tamin'ny andro niangonanareo niaraka tany Horeba"

andron'ny fiangonana, manao hoe: " Andeha isika tsy handre ny feon'i Yaveh Andriamanitsika intsony, na hahita ity afo lehibe ity intsony, fandrao ho faty isika.'

DH: "andron'ny fiangonana tamin'ny fotoana nilazanareo fa tsy te-handre ny feon'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo, na hahita ny afony lehibe intsony, satria natahotra ny ho faty ianareo"

Andeha isika tsy handre ny feon'i Yaveh Andriamanitsika intsony

Eto ny hoe "feo" dia maneho an'i Yaveh miteny. DH: "Aoka isika tsy handre an'i Yaveh Andriamanitsika miteny intsony"