plt_tn/deu/18/12.md

12 lines
279 B
Markdown

# handroahana azy ireo
Ero ny hoe "azy ireo" dia maneho ny vahoaka izay efa monina ao Kanana.
# Fa ireo firenena
Eto ny hoe "firenena" dia maneho ireo vondron'olona izay monina any Kanana. DH: "Fa ireo vondron'olona ireo"
# ho alainareo
"ho afindranareo" na "ho roahinareo"