handroahana azy ireo
Ero ny hoe "azy ireo" dia maneho ny vahoaka izay efa monina ao Kanana.
Fa ireo firenena
Eto ny hoe "firenena" dia maneho ireo vondron'olona izay monina any Kanana. DH: "Fa ireo vondron'olona ireo"
ho alainareo
"ho afindranareo" na "ho roahinareo"