# handroahana azy ireo Ero ny hoe "azy ireo" dia maneho ny vahoaka izay efa monina ao Kanana. # Fa ireo firenena Eto ny hoe "firenena" dia maneho ireo vondron'olona izay monina any Kanana. DH: "Fa ireo vondron'olona ireo" # ho alainareo "ho afindranareo" na "ho roahinareo"