plt_tn/deu/17/10.md

589 B

Aoka arahinareo ny lalàna nomena anareo

Ny olona mankato ny fanapahan-kevitry ny mpisorona sy ny mpitsara dia resahina toy ny hoe manaraka ara-batana avy ao aorian'ilay lalàna ilay olona. DH: "tokony hankatoa izay tapaky ny mpisorona sy ny mpitsara momban'ilay raharaha ianareo"

Aza mivily amin'izay nolazain'izy ireo anareo, ho any ankavanana na ho any ankavia

Ny olona tsy manao arak'izay lazain'ny mpitsara sy mpisorona dia resahina toy ny hoe nivily tamin'ny lala-marina izy. DH: "Aza tsy mankato izay rehetra lazain'izy ireo anareo" DH: "Ataovy izay rehetra lazain'izy ireo"