8 lines
589 B
Markdown
8 lines
589 B
Markdown
|
# Aoka arahinareo ny lalàna nomena anareo
|
||
|
|
||
|
Ny olona mankato ny fanapahan-kevitry ny mpisorona sy ny mpitsara dia resahina toy ny hoe manaraka ara-batana avy ao aorian'ilay lalàna ilay olona. DH: "tokony hankatoa izay tapaky ny mpisorona sy ny mpitsara momban'ilay raharaha ianareo"
|
||
|
|
||
|
# Aza mivily amin'izay nolazain'izy ireo anareo, ho any ankavanana na ho any ankavia
|
||
|
|
||
|
Ny olona tsy manao arak'izay lazain'ny mpitsara sy mpisorona dia resahina toy ny hoe nivily tamin'ny lala-marina izy. DH: "Aza tsy mankato izay rehetra lazain'izy ireo anareo" DH: "Ataovy izay rehetra lazain'izy ireo"
|