# Aoka arahinareo ny lalàna nomena anareo Ny olona mankato ny fanapahan-kevitry ny mpisorona sy ny mpitsara dia resahina toy ny hoe manaraka ara-batana avy ao aorian'ilay lalàna ilay olona. DH: "tokony hankatoa izay tapaky ny mpisorona sy ny mpitsara momban'ilay raharaha ianareo" # Aza mivily amin'izay nolazain'izy ireo anareo, ho any ankavanana na ho any ankavia Ny olona tsy manao arak'izay lazain'ny mpitsara sy mpisorona dia resahina toy ny hoe nivily tamin'ny lala-marina izy. DH: "Aza tsy mankato izay rehetra lazain'izy ireo anareo" DH: "Ataovy izay rehetra lazain'izy ireo"