plt_tn/deu/10/03.md

20 lines
710 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely momban'izay nitranga tany aloha.
# tahaka ilay voalohany
Eto ny hoe "voalohany" dia maneho ireo vato fisaka voalohany. DH: "mitovy amin'ireo vato fisaka 2 voalohany"
# niakatra teny an-tendrombohitra
"niakatra teny amin'ny Tendrombohitra Sinay"
# teo afovoan'ny afo
Izany dia toy ny hoe olona mijoro eo afovoan'ny afo Yaveh ary miteny amin'ny feo mafy. Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 9:9 ity.
# tamin'ny andron'ny fivoriana
Ny hoe "fivoriana" dia afaka atao hoe "fiangonana." DH: "tamin'ny andro nahatongavan' ireo Israelita sy niara-nihaona tao amin'ny toerana iray." Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 9:9 ity.