plt_tn/deu/10/03.md

710 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely momban'izay nitranga tany aloha.

tahaka ilay voalohany

Eto ny hoe "voalohany" dia maneho ireo vato fisaka voalohany. DH: "mitovy amin'ireo vato fisaka 2 voalohany"

niakatra teny an-tendrombohitra

"niakatra teny amin'ny Tendrombohitra Sinay"

teo afovoan'ny afo

Izany dia toy ny hoe olona mijoro eo afovoan'ny afo Yaveh ary miteny amin'ny feo mafy. Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 9:9 ity.

tamin'ny andron'ny fivoriana

Ny hoe "fivoriana" dia afaka atao hoe "fiangonana." DH: "tamin'ny andro nahatongavan' ireo Israelita sy niara-nihaona tao amin'ny toerana iray." Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 9:9 ity.