# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely momban'izay nitranga tany aloha. # tahaka ilay voalohany Eto ny hoe "voalohany" dia maneho ireo vato fisaka voalohany. DH: "mitovy amin'ireo vato fisaka 2 voalohany" # niakatra teny an-tendrombohitra "niakatra teny amin'ny Tendrombohitra Sinay" # teo afovoan'ny afo Izany dia toy ny hoe olona mijoro eo afovoan'ny afo Yaveh ary miteny amin'ny feo mafy. Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 9:9 ity. # tamin'ny andron'ny fivoriana Ny hoe "fivoriana" dia afaka atao hoe "fiangonana." DH: "tamin'ny andro nahatongavan' ireo Israelita sy niara-nihaona tao amin'ny toerana iray." Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 9:9 ity.