plt_tn/deu/09/05.md

16 lines
524 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# ny fahitsim-ponao
Fomba fiteny ity. "satria nieritreritra sy naniry ireo zavatra marina foana ianao"
# mba hahafahany manatanteraka ny fahamarinan'ny teny
Eto ny sarinteny hoe "teny" dia maneho izay nampanantenain'i Yaveh. DH: "mba hahafahany manatanteraka ilay fampanantenana"
# ireo razambenao, dia tamin'i Abrahama, Isaka ary Jakoba
Abrahama, Isaka, ary Jakoba no "razambe" resahan'i Mosesy.