# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # ny fahitsim-ponao Fomba fiteny ity. "satria nieritreritra sy naniry ireo zavatra marina foana ianao" # mba hahafahany manatanteraka ny fahamarinan'ny teny Eto ny sarinteny hoe "teny" dia maneho izay nampanantenain'i Yaveh. DH: "mba hahafahany manatanteraka ilay fampanantenana" # ireo razambenao, dia tamin'i Abrahama, Isaka ary Jakoba Abrahama, Isaka, ary Jakoba no "razambe" resahan'i Mosesy.