plt_tn/deu/09/05.md

524 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

ny fahitsim-ponao

Fomba fiteny ity. "satria nieritreritra sy naniry ireo zavatra marina foana ianao"

mba hahafahany manatanteraka ny fahamarinan'ny teny

Eto ny sarinteny hoe "teny" dia maneho izay nampanantenain'i Yaveh. DH: "mba hahafahany manatanteraka ilay fampanantenana"

ireo razambenao, dia tamin'i Abrahama, Isaka ary Jakoba

Abrahama, Isaka, ary Jakoba no "razambe" resahan'i Mosesy.