28 lines
841 B
Markdown
28 lines
841 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
|
|
|
|
# ny ombinao sy ny ondry aman'osinao
|
|
|
|
"ireo ombinao sy biby fiompy ary ireo andian'ondry sy osy"
|
|
|
|
# mihamaro
|
|
|
|
"mitombo isa" na "lasa maro be"
|
|
|
|
# ary mitombo izay rehetra hanananao
|
|
|
|
DH: "manana zavatra maro be kokoa" na "manana fananana maro kokoa"
|
|
|
|
# hirehareha ny fonao
|
|
|
|
Eto ny hoe "fo" dia maneho ny ao anatin'ilay olona. Jereo ny nandikanao fehezanteny mitovitovy ao amin'ny 8:11. DH: "lasa mirehareha sy tsy mankato an'i Yaveh intsony ianao"
|
|
|
|
# izay nitondra anao nivoaka
|
|
|
|
Mosesy manohy mampatsiahy ireo Israelita ny amin'izay fantatr'izy ireo momban'i Yaveh.
|
|
|
|
# avy tao amin'ny trano fanandevozana
|
|
|
|
Sarinteny ho an'ny fotoana naha-andevo azy ireo tany Egypta ity. DH: "avy tao amin'ny toerana nanandevozana anareo"
|