plt_tn/deu/08/13.md

841 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

ny ombinao sy ny ondry aman'osinao

"ireo ombinao sy biby fiompy ary ireo andian'ondry sy osy"

mihamaro

"mitombo isa" na "lasa maro be"

ary mitombo izay rehetra hanananao

DH: "manana zavatra maro be kokoa" na "manana fananana maro kokoa"

hirehareha ny fonao

Eto ny hoe "fo" dia maneho ny ao anatin'ilay olona. Jereo ny nandikanao fehezanteny mitovitovy ao amin'ny 8:11. DH: "lasa mirehareha sy tsy mankato an'i Yaveh intsony ianao"

izay nitondra anao nivoaka

Mosesy manohy mampatsiahy ireo Israelita ny amin'izay fantatr'izy ireo momban'i Yaveh.

avy tao amin'ny trano fanandevozana

Sarinteny ho an'ny fotoana naha-andevo azy ireo tany Egypta ity. DH: "avy tao amin'ny toerana nanandevozana anareo"