# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # ny ombinao sy ny ondry aman'osinao "ireo ombinao sy biby fiompy ary ireo andian'ondry sy osy" # mihamaro "mitombo isa" na "lasa maro be" # ary mitombo izay rehetra hanananao DH: "manana zavatra maro be kokoa" na "manana fananana maro kokoa" # hirehareha ny fonao Eto ny hoe "fo" dia maneho ny ao anatin'ilay olona. Jereo ny nandikanao fehezanteny mitovitovy ao amin'ny 8:11. DH: "lasa mirehareha sy tsy mankato an'i Yaveh intsony ianao" # izay nitondra anao nivoaka Mosesy manohy mampatsiahy ireo Israelita ny amin'izay fantatr'izy ireo momban'i Yaveh. # avy tao amin'ny trano fanandevozana Sarinteny ho an'ny fotoana naha-andevo azy ireo tany Egypta ity. DH: "avy tao amin'ny toerana nanandevozana anareo"