plt_tn/deu/08/11.md

464 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

tsy hanao tsinontsinona ireo didiny

"aza mitsahatra mankato ireo didiny" na "tohizo ny fankatoavana ireo didiny"

rehefa mihinana ianao ary voky

"rehefa mahazo sakafo ampy hohanina tsara ianao"

hirehareha ny fonao

Eto ny hoe "fo" dia maneho ny ao anatin'ilay olona. DH: "ho lasa mpirehareha ianao ary tsy hankato an'i Yaveh intsony"