plt_tn/deu/08/11.md

16 lines
464 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# tsy hanao tsinontsinona ireo didiny
"aza mitsahatra mankato ireo didiny" na "tohizo ny fankatoavana ireo didiny"
# rehefa mihinana ianao ary voky
"rehefa mahazo sakafo ampy hohanina tsara ianao"
# hirehareha ny fonao
Eto ny hoe "fo" dia maneho ny ao anatin'ilay olona. DH: "ho lasa mpirehareha ianao ary tsy hankato an'i Yaveh intsony"