# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # tsy hanao tsinontsinona ireo didiny "aza mitsahatra mankato ireo didiny" na "tohizo ny fankatoavana ireo didiny" # rehefa mihinana ianao ary voky "rehefa mahazo sakafo ampy hohanina tsara ianao" # hirehareha ny fonao Eto ny hoe "fo" dia maneho ny ao anatin'ilay olona. DH: "ho lasa mpirehareha ianao ary tsy hankato an'i Yaveh intsony"