plt_tn/deu/08/04.md

20 lines
521 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# Tsy rovitra ... efapolo taona ireny
Ity no zavatra farany tokony "tsaroan'izy ireo" (8:1).
# efapolo
"40 taona"
# Aoka ianao hihevitra ... Aoka ianao hihevitra ... mba handehananao amin'ny lalany sy hanajanao Azy
Tohin'ireo didy izay manomboka ao amin'ny 8:1 ity.
# Aoka ianao hihevitra ao am-ponao
Eto ny hoe "fo" dia maneho ireo eritreritra sy fahatakaran'ny olona iray. DH: "ho takatrao"