# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # Tsy rovitra ... efapolo taona ireny Ity no zavatra farany tokony "tsaroan'izy ireo" (8:1). # efapolo "40 taona" # Aoka ianao hihevitra ... Aoka ianao hihevitra ... mba handehananao amin'ny lalany sy hanajanao Azy Tohin'ireo didy izay manomboka ao amin'ny 8:1 ity. # Aoka ianao hihevitra ao am-ponao Eto ny hoe "fo" dia maneho ireo eritreritra sy fahatakaran'ny olona iray. DH: "ho takatrao"