plt_tn/deu/08/04.md

521 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

Tsy rovitra ... efapolo taona ireny

Ity no zavatra farany tokony "tsaroan'izy ireo" (8:1).

efapolo

"40 taona"

Aoka ianao hihevitra ... Aoka ianao hihevitra ... mba handehananao amin'ny lalany sy hanajanao Azy

Tohin'ireo didy izay manomboka ao amin'ny 8:1 ity.

Aoka ianao hihevitra ao am-ponao

Eto ny hoe "fo" dia maneho ireo eritreritra sy fahatakaran'ny olona iray. DH: "ho takatrao"