plt_tn/deu/07/23.md

24 lines
667 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy milaza amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'Andriamanitra toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# hanome fandresena ho anao amin'izy ireo
Fomba fiteny ity. DH: "hampandresy anao"
# fandresena amin'izy ireo
"fandresena amin'ireo tafika avy amin'ireo firenena hafa"
# mandra-paharingan'izy ireo
DH: "mandra-paharinganao azy ireo"
# hahafoana ny anaran'izy ireo amin'ny ambany lanitra ianao
hamotika tanteraka ny olona rehetra avy amin'ireo firenena ireo, ary amin'ny ho avy dia tsy hisy hahatsiaro azy ireo.
# hitsangana manoloana anao
"hitsangana manohitra anao" na "hiharo ny tenan'izy ireo manohitra anao"