plt_tn/deu/07/23.md

667 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy milaza amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'Andriamanitra toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

hanome fandresena ho anao amin'izy ireo

Fomba fiteny ity. DH: "hampandresy anao"

fandresena amin'izy ireo

"fandresena amin'ireo tafika avy amin'ireo firenena hafa"

mandra-paharingan'izy ireo

DH: "mandra-paharinganao azy ireo"

hahafoana ny anaran'izy ireo amin'ny ambany lanitra ianao

hamotika tanteraka ny olona rehetra avy amin'ireo firenena ireo, ary amin'ny ho avy dia tsy hisy hahatsiaro azy ireo.

hitsangana manoloana anao

"hitsangana manohitra anao" na "hiharo ny tenan'izy ireo manohitra anao"