# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy milaza amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'Andriamanitra toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # hanome fandresena ho anao amin'izy ireo Fomba fiteny ity. DH: "hampandresy anao" # fandresena amin'izy ireo "fandresena amin'ireo tafika avy amin'ireo firenena hafa" # mandra-paharingan'izy ireo DH: "mandra-paharinganao azy ireo" # hahafoana ny anaran'izy ireo amin'ny ambany lanitra ianao hamotika tanteraka ny olona rehetra avy amin'ireo firenena ireo, ary amin'ny ho avy dia tsy hisy hahatsiaro azy ireo. # hitsangana manoloana anao "hitsangana manohitra anao" na "hiharo ny tenan'izy ireo manohitra anao"