plt_tn/deu/07/20.md

719 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miteny amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'i Yaveh toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

Fanampin'izany

"Ary ihany koa"

handefa ny fanenitra

Ireo mety ho heviny dia: 1) Andriamanitra dia handefa bibikely manidina izay manindrona olona sy mahatonga fanaintainana na 2) Andriamanitra dia hahatonga ny olona hihorohoro sy hitsoaka.

mandra-paharingan'ireo amin'ny fanatrehanao

Fomba fiteny ity. DH: "mandra-pahafatin'izy ireo ka tsy hahitanao azy ireo intsony"

Tsy hatahotra

"Aza matahotra"

Andriamanitra lehibe sy hatahorana

"Andriamanitra lehibe sy mampatahotra" na "Andrimanitra lehibe izay mahatonga ny olona hatahotra"

tsikelikely

"moramora"