# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miteny amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'i Yaveh toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # Fanampin'izany "Ary ihany koa" # handefa ny fanenitra Ireo mety ho heviny dia: 1) Andriamanitra dia handefa bibikely manidina izay manindrona olona sy mahatonga fanaintainana na 2) Andriamanitra dia hahatonga ny olona hihorohoro sy hitsoaka. # mandra-paharingan'ireo amin'ny fanatrehanao Fomba fiteny ity. DH: "mandra-pahafatin'izy ireo ka tsy hahitanao azy ireo intsony" # Tsy hatahotra "Aza matahotra" # Andriamanitra lehibe sy hatahorana "Andriamanitra lehibe sy mampatahotra" na "Andrimanitra lehibe izay mahatonga ny olona hatahotra" # tsikelikely "moramora"