plt_tn/deu/07/20.md

28 lines
719 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miteny amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'i Yaveh toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# Fanampin'izany
"Ary ihany koa"
# handefa ny fanenitra
Ireo mety ho heviny dia: 1) Andriamanitra dia handefa bibikely manidina izay manindrona olona sy mahatonga fanaintainana na 2) Andriamanitra dia hahatonga ny olona hihorohoro sy hitsoaka.
# mandra-paharingan'ireo amin'ny fanatrehanao
Fomba fiteny ity. DH: "mandra-pahafatin'izy ireo ka tsy hahitanao azy ireo intsony"
# Tsy hatahotra
"Aza matahotra"
# Andriamanitra lehibe sy hatahorana
"Andriamanitra lehibe sy mampatahotra" na "Andrimanitra lehibe izay mahatonga ny olona hatahotra"
# tsikelikely
"moramora"