plt_tn/deu/06/01.md

16 lines
520 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy ny fanambarany amin'ny vahoakan'Israely izay natombony tao amin'ny 5:1. Manomboka ao amin'ny andininy faha-2 izy dia miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# mba hahafahanao mitandrina ireo ... fitendremana
"mba hahafahanao mankatoa ... fankatoavana"
# izay halehanao tandrifin'i Jordana
"izay halehanao any amin'ny ilany ampitan'ny Renirano Jordana"
# mba hitombo ny andro hiainanao
DH: "mba hahafahako mampitombo ny andronao"